TENY FIKASANA

Anjomaran'ny Fitiavana

TENY FIKASANA


He! Tanteraka ny Teny Fikasana
Tonga ilay Mesia ho antsika Izy
Fa Mpamonjy no teraka ho antsika
Ny Anarany dia Jesoa Kristy


He! Tanteraka ny Teny Fikasana
Tonga ilay Mesia ho antsika Izy
Fa Mpamonjy no teraka ho antsika
Ny Anarany dia Jesoa Kristy


Solo:
Fa tonga izao
(Ou ou)
Ilay Mpamonjy
I Manoela, Mpanjaka lehibe
O! mifalia izao tontolo izao
Fitiavan-dehibe


He! Tanteraka ny Teny Fikasana
Tonga ilay Mesia ho antsika Izy
Fa Mpamonjy no teraka ho antsika
Ny Anarany dia Jesoa Kristy


Solo:
Asandratray ,ny dera Laza
Hambomba eto ny voninahitrao
O! Mifalia izao tontolo izao
Mazava Lehibe


He! Tanteraka ny Teny Fikasana
Tonga ilay Mesia ho antsika Izy
Fa Mpamonjy no teraka ho antsika
Ny Anarany dia Jesoa Kristy


Tonony sy feony: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Nadia


·