TENY FIAINANA
Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa
TENY FIAINANA
Andao ry namako hitsena Ilay Jesosy
Hitondra teny soa ho fanavotana
Andao ry namako anio ny Famonjena no mandona am-po
Ö mba vohay ka raiso hiditra ao am-ponao e! hanova anao e!
Raiso Ilay Teny Fiainana hamelombelona ny saina, fo , fanahy!
Teny nomen’Andriamanitra ho famonjen’izay mino sy manaiky Azy.
Ry namako henoy ny feony miantso !
Izao anio izay tapaho ny hevitrao !
Ry namako henoy ny Tompo miantso ,mandona ao am-po
Ö mba vohay ka raiso hiditra ao am-ponao, hanova anao e!
RAKOTONIAINA Rija (2022)