TENA TIA
HARIMANITRA
TENA TIA
TENA TIA
Vao mahita ny endrikao mientana ny foko
Tsapako fa babo aho, tsapako fa tia aho
Ireo fihetsikao toa manangoly
Mampientana avokoa
Ny aminao rehetra
REF: Ilay fitiavana mamiratra tsisy fitaka
No atolotro ho anao e
Tsisy ahavita handrava e
Tsisy ahavita hisompatra e
Lay fitiavana mafy orina e
Tsy mahafoy anao ,efa anao irery
Inty aho hanjakao
Ny amiko no efa anao (X2)
REF : Ilay fitiavana mamiratra ………. (X2)