TENA NAMANA
Tarika Hasina
TENA NAMANA
TENA NAMANA,
Dia nivadika eny, ny taona sy ny volana,,
Fa ny tena namana tsy manary anao anati’ny ady sarotra,,
Ny havana, tsy azo ariana fa fanaja..
Fa ny tena namana, akaikin’ny Fo, mifampizara ny Manjo,,,
Indray andro any,, raha izaho no tafita,
Dia tsy hanadino, ireny rehetra nifanampiana.
Indray andro any,, raha ialahy no tafita,,
Dia tsarovy fa,,
Mbola aty lay namana tsy mahafoy,,
Izao no ataovy an-tsaina..
Tsy irery ianao k’aza mitaraina,,
Raha mbola misy ny azo atao,,
Ndeha hifanampiana,, sanatria,, tsy hifanariana
Ny Ray Tampo,, tena mahavita, mahafatra-po
Fa saingy ny namana,, toa mahavantana,, te hanolon-tànana,,,
,, ndray andro any,,,
A/C :JOSE. R