Tena hafa e!

Vlm Sahy Ambatonjara

Tena hafa e!


(Tena hafa e, hafa e
Ny miaina mino Anao
Tena hafa e, hafa e
Ny manantena Anao
Tena hafa e, hafa e
Ny fitiavanao
Ry Jesosy Andriamanitro) x2


Ref:
Ny hery efa nomeny no fiarovako
Ireo fanekeny no vatolampiko
Ka… ny fiadanany no ho katsahiko
Ny fanjakany no lovako


A/C: Dtoa Donat


·