TENA FITIAVANA

Joseph d'Af

TENA FITIAVANA


TENA FITIAVANA


Tsy manisa heloka, na mitanisa ireo tsiniko
Fa mijery ny ao am-po, toy izany ianao ho ahy


Fa tinao loatra aho e, ka maty ho ahy ianao
Fa tinao mihoatran’ izao rehetra izao
Tena fitiavana


Tsy ny fahamendrehana, na ndray maro ireo asa soa
Fa izay mankatoa am-po, izany no fitiavana


Fa tinao loatra aho e, ka maty ho ahy ianao
Fa tinao mihoatran’ izao rehetra izao
Tena fitiavana


Fitiavana mitoetra, sy be famindram-po
Fitiavana mandevona ihany; izany no hitiavany ahy


Fa tinao loatra aho e, ka maty ho ahy ianao
Fa tinao mihoatran’ izao rehetra izao
Tena fitiavana


·