TENA FITIAVANA
Zo Ryan
TENA FITIAVANA
Baby ô tiako anao ka anao ndesiko amin’ny havako ô
Baby ô lasanao ny foko sy ny fitiavako
Ka na mora na ho mafy ,
zaho vognona ny hihafy
Izaho tsy handao ,
tsy hiala an-kilanao
REFRAIN :
Antsika hiaraka hifaly antsika hiaraka ory
Hiaraka hifampitantagna
Antsika hiaraka hifaly antsika hiaraka ory
F’izay ilay TENA FITIAVANA
Baby ô anao no anjeliko ô ka hiaraka hamakivaky fiaignana aminah
Baby ô efa anao raika fôgna ,fitiavako anao tsy voaovan’ny fotoagna
Ka na ho mafy aza ny ady ,
Izaho hagnano voady
Izaho tsy handao ,
tsy hiala an-kilanao
REFRAIN :
Antsika hiaraka hifaly antsika hiaraka ory
Hiaraka hifampitantagna
Antsika hiaraka hifaly antsika hiaraka ory
F’izay ilay TENA FITIAVANA
Auteur /Compositeur : Zo Ryan