TENA FITIA
DAFAH
TENA FITIA
Tena fitiavako no omeko anao
Ka saino tsara fa tsy kilalao
Efa ela ho no nitia
Zany a !
Tena tia aho
Tianao
Fa mbola zaza ianao a ! a ! a !
A ! a ! a !
Fa mbola zaza ianao a ! a ! a !
A ! a ! a !
Ankehitriny tongan y fotoana
Amborahako fitiavako anao
F’efa lehibe ianao a ! a ! a !
a ! a ! a !
o ! o ! o ! o ! o !
o ! o ! o ! o ! o !
tsy zakako intsony e !
e ! e ! e !
e ! e ! e !
tsy zakako ianao
a ! a ! a !
a ! a ! a !
rehefa lehibe izy ry Dafah
dia manana ny safidiny a !
ka aleo izany hitady hafa oh !
betsaka koa anie ny sodenda miandry e !
tena fitiavako no omeko anao
o ! o ! o ! o ! o !