Te hitoetra
GAFLI
Te hitoetra
‘Zao no andro fanavaozana
Hanolotena ho Anao ‘zahay
Ho iraka hitory ny asanao Jesoa
Hanazava ‘zao tontolo izao
Misaotra Anao Ray, midera Anao e!
Avo indrindra Ianao, asandratray
‘Zao tontolo izao hankalaza Anao
Hamiratra ny voninahitrao
Jesoa malala รด, ’lay fitiavana
Ianao tsara sy maharitra!
‘Lay mora fanahy, tsy mialona
Miaraka Aminao tsy mba manahy