Tazony aho

Tanora in Faith

Tazony aho


Tsy moramora anie ny lalan-danitra raha te ho any
Isika miaina eto an-tany,ny tany malama ihany
Mety hianjera raha tsy miazona tsara
Mety ho lena raha tsy mialoka tsara
Ka miambena fa tampoka ny lera tsy miera aminao


Tazony aho, Jesosy ô ! Tsy hiala Aminao
Arovy aho, Jesosy ô ! Fa mialoka Aminao
Fa ny eo an-tananao irery no tsisy haharombaka ahy
Ka tano aho mba ho Anao mandrakizay


Tazony aho
Arovy aho
Fikiro aho
Tehirizo aho … ho Anao


·