TARANAKA VOAFIDY
Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala
TARANAKA VOAFIDY
Taranaka voafidy isika natao haneho ny hatsarany
‘zay rehetra ilaiko azoko avokoa
Haiko izao iza moa aho BIS
Mino izay hiheverany ahy, zay lazainy ho ahy
Zay hitondrany ahy, haiko iza moa aho BIS
Mandeha amin’ny hery aho
Mandeha amin’ny fahagagana
Hiaina amin’ny fahasoavanao
Oh oh oh oh oh oh oh oh haiko iza moa aho ×4
Masina aho
Marina ao aminy
Manana aho
Tena tsara indrindra
Mandeha amin’ny hery aho…×2
Jereo anie fa mahagaga
Tsy mampanahy zay mitranga a
Feno voninahiny
Haiko iza moa aho BIS
Oh oh oh oh oh oh oh oh haiko iza moa aho ×2