Tapa-kevitra

Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala

Tapa-kevitra


1 - Tapa-kevitra aho Jesoa Malala รด
Fa hiala amin’ny otako
‘zay nataoko tsisy miafina Aminao
Fantatrao ny fahalemeko


Ref :
Ny angatahiko aminao izao
Dia ny hamelanao ny heloka izay natao
Haidino ny Fanahinao
Fa hanenenako ‘zay vitako


2 - ‘reo sakaizako sy namako taloha
Manana ny halemeny koa
Mba hiriko izy ireo hiova fo
Ka ho tapa-kevitra avokoa


Ref x 2


·