TAO ANATY LALINA

SLK Miantsa ATV

TAO ANATY LALINA


TAO ANATY LALINA


And 1- Tao anaty lalina aho no niantso anao
Nefa dia namaly ianao ry Tompoko
Vavaka monja ihany no natao
Dia afaka ny fijaliako


Réf:
Zany no inoako fa hoe:
Avy aminao izao
Manjoa ahy rehetra izao
Manaiky aho izay lahatrao
Indro aho misaotra anao.


And 2- Raha mbola misy fitsapana omenao
Fantatro amin’izay ka tsy hatahotra aho
Vavaka monja ihany no atao
Hisinda hatreo ny fanahiako.


Réf…..


SLK MIANTSA ATV


·