TANTANO AHO

Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)

TANTANO AHO


REF:
Tantano aho, tano aho
Ra hamakivaky ny lalantsarotra Jeso!
Ny hiaraka Aminao no tiko
Mba tsy ho very aho Jeso


(solo 1)
Malemy aho raha tsy eo ny tananao
avia mba hanampy ahy Ianao Jeso,
Mba tariho aho ra hamaky ny haizina
fa Ianao no heriko
REF…


(solo 2)
Malemy aho ka mila ny herinao
hoentiko hamaky ny ady mandemy
Koa tariho aho raha anaty ny haizin’ny alina
tantano aho Jeso!
REF…


FMZ*


·