Tantano
S.A.Am.Mi ( Sekoly Alahadin'Ambohimasina Mihira )
Tantano
[ 1 ] Ianao Ilay nanavotra ahy
Ianao Ilay maty ho ahy
Mbola Ianao Ilay mifona ahy
Ianao mampandresy ahy
Refrain : Jesosy o ! Mbola manota anie ( Mpanota aho )
Jesosy o ! Indraindray hiniako atao ( Mpanota aho )
Jesosy o ! Fa mbola zaza anie aho ( Zaza aho )
Mba mangataka ny fitantananao.
Ou ! ou ! Ou ! ou ! Ah ! ah !
[ 2 ] Tompo o ! Inty ny zandrinao ( Mifona )
Anio mifona mitalaho ( Mitalaho )
Tsy tanteraka aho ka mba mifona izao ( Mba sasao )
Ho mendrika Anao ( Ho Anao )
Refrain : ………………….. ( X2 )
Ou ! ou ! Ou ! ou ! Ah ! ah !
A/C : Mami Daniel