Tanora tafaray

SLK Vonona:METM betifaga

Tanora tafaray


1-Tanora,tahafaray
Misaotra sy midera
Ny anaranao,ry tompo รด
Misaotra anao,misaotra anao,misaotra anao


2-maro no faniriako
Ianao jeso,no tena tiako
Ianao irery no avotro
Ety an-tany,ka hatrany an-danitra any


3-isan’andro,isan’andro izao
Dia tsy tsy mitsahatra matsiaro
Ireo soa,nomenao ahy
Ka faly izao,ka misaotra sy mandray


Misaotra anao,misaotra anao,misaotra anao


A/c:feno le bila


·