Tano mafy ny finoana
GALAF
Tano mafy ny finoana
Miorena,miorena, aza miova
Tano mafy hazony ny finoana.
-Araho asa ny finoana mba tsy ho zava-poana
Hetseho harisika handroso amin’ny asa fanompoana.
-Mandehana tanteraho amin’ny finoana ny hataonao
Matokia fa Izy Tompo izy no homba anao.
-Ny finoana no hahavonjy antsika mino ny Mpamonjy
Hiaraka handova lanitra , akaikin’ Andriamanitra.
-Lalan’tsara no andao haleha ry namako o! Hizorantsika hiakatra ho any an-danitra.