TANINKETSA

Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha

TANINKETSA


Hira faneva ny KANTON’NY FANANTENANA
« TANINKETSA »


‘Zahay izao no taninketsa
Ary mbola hantenaina
Ka sahy hijoro ho an’ny rehetra
Sy ho an’ny Toby Fanantenana


Sekoly Alahady ! Sekoly Alahady ! (Vonona)
Vonona hanompo Anao Jesoa


Ry Jesoa Zoky be fitia
Indreto izahay zandrinao
Voakolokolo hanara-dia
Sy hankato ny teni-Masinao


A/C : Nirina RABEHIANDRANA ANDRIAMAMPIHANTONA


·