Tahio ny tanindrazanay

Ny Antso (FDL Ambatonjara)

Tahio ny tanindrazanay


Prelude
Miantso Ny Anaranao
Zahay Ry Mpamonjy,
Mila Vonjy Avinao
Sy Mitoreo,
Fanafody Avy Aminao
No Hanasitrana Ny Fery,
Kasitrano Tano Ho
Anao Mba Tsy Ho Very


Ka Ampionao Mba
Tsy Ho Resy
Omeo Finoana,
Ainga Vao,
Omeo Hery,
Fa Hianao Irery,
No Vatolampy,
Andry Ianteheranay


Interlude
Jesosy O,
Raha Azo Atao
Dia Mba Valio,
Izao Vavaka
Asandratray Izao,
Ampianaronao
Mitia Izay
Be Hambom-Po
Mba Hahazo
Laka Ny Firaisam-Po


Ka Arovinao Mba
Tsy Horesy

Ny Fitia Mampiray
Ity Taninay
Mba Handroso
Sy Handry
Fahalemana Ny
Tanindrazanay


Interlude
Miantso Ny Anaranao
Zahay Ry Mpamonjy,
Mila Vonjy Avinao
Sy Mitoreo,
Fanafody Avy Aminao
No Hanasitrana Ny Fery,
Kasitrano Tano Ho
Anao Mba Tsy Ho Very


Jesosy O,
Raha Azo Atao
Dia Mba Valio,
Izao Vavaka
Asandratray Izao,
Ampianaronao
Mitia Izay
Be Hambom-Po
Mba Hahazo
Laka Ny Firaisam-Po


Ka Arovinao Mba
Tsy Horesy

Ny Fitia Mampiray
Ity Taninay
Mba Handroso
Sy Handry
Fahalemana Ny
Tanindrazanay


Ka Arovinao Mba
Tsy Horesy

Ny Fitia Mampiray
Ity Taninay
Mba Handroso
Sy Handry
Fahalemana Ny
Tanindrazanay


Postlude


·