TAFY HERY
APF TANGAINA
TAFY HERY
Oooo Fa tsiky mitondra aina
Hamafy Hery, Taratra koa
Dia aina vao ny maraina
Fa mitondra zava-tsoa
Ny fahafatesana he rava
Ny haizin’ota koa hisava
Dia nosoloina ny mazava lehibe
Jesosy Tompo manan-kery
Izy manangona ny very
Efa nitsangana lazao, derao
Derao fa lao tsy ao ny gadranao derao
Ny trano lainao hisolo vao derao
Fa kristy Tomponao no manjaka ao derao
Fa lanitra maharitra ho anao