Tafio

ASAFA (FJKM Ambohipiarenana Kristy Fehizoro Ambositra)

Tafio


Fanahy Masina ô!
Ilay mpananatra ahy
Irak’i Jesoa, avy amin’ny Ray
Avia indray Tompo ô, fenoy Anao zahay
Toy ireo mpianatrao, fahizay x2
(@andininy voalohany)


Ianao irery, ilay mpampahery
Mpanolon-tsaina, loharanon’aina
Mangetaheta Anao, zahay fiangonanao
Tafio hery vao zahay Tompo ô


·