TAFATSANGANA TOKOA

Ampifafi

TAFATSANGANA TOKOA


Aminao (Aminao) 2x
Aminao Jesosy re no ateriko, ateriko
Voninahitra (Voninahitra)
Fandresena (Fandresena)
Satria resinao ny fasana


O! jereo fa foana ny fasan
Lavo avokoa ireo mpiambina
Nisy anjely tonga teo ka nampahery
Tafatsangana tokoa ny Tompo


Ambarao fa velona ny Tomponao
Velona nandresy izao tontolo izao
Vitany ny famonjena he haleloia
Tafatsngana tokoa ny Tompo


Lay tsy nanan-keloka no nijaly
Na dia voakapoka aza tsy namely
Fanehoam-pitiavana no anton’izany
Tafatsangana tokoa ny Tompo.


Pr Donas 20160


·