Tôka

B-Lu

Tôka


Efa miteny irery, Efa mi-tokitoky
Mbola misotro ihany, Ny hiafarany hamany an-kiloty
Nôfa ary fantatra dia forsena hohanina
Revy hampatory an-tatatra, Tsy aleo ve hajanona
Io no efa mampahatra, Isan’andro hitondrana ratra
Katry vao mila bagara , Nefa ny sainy efa misy retard
Ataon’ny taoka mi-delira , Sady mandihy no mihira
Avy reraka mihogahoga, Dia mitambokona indray midegoba


Ref : Fa io ! io taoka ketoketohy ny vavoniny
Ataovy mitambokombokona, taoka kekero ny ambavafony
Io ! io ry taoka ny atiny angarongarony
Raha samy hirevy ihany ve tsy aleo vemifoka an’itony e
Ataovy e ! Ataovy e ! Ataovy mihinan’ny fatiny e !


Mikosina efa manjoko, Ny kibony efa mivonto
Derikany efa mihafisaka, Ny fandehany efa mikisaka
Ny andriny vaky matetika, Ny takolany efa milentika
Ny axe-ny efa tsy velona, Mipotsaka hatramin’ny coupelle


Ref …


Ny lelany efa mihalozitra, Ny nifiny tapitra niongotra
Ny rarakivy ohatra ny rombotra, Ny tanany mangovingovitra
Ny vanin-taolany rehetra mi-coince, Fa ny revy reveny tsy poins
Mikohaka tsy ankijanona, Mbola tsy hahalevon-kanina e


Ref …


·