SOVENIRA 2.0
Odyai
SOVENIRA 2.0
Tsaroako aki fahiny teo anilanao nijaly
Isan’andro nitomany x2
Hitsakitsaka isan’andro tsisy fiafarana,
Mbola ivaly amnao iny indray andro any.
[intro ]
Fa raha ny iverina aminao aloha dia tsy mety e
Samy manohy ny lalany e
Mazahoa zay irina ianao amzay dia mba hendre
Mareta hatram’ farany e!
[REF X2]
Souvenir2 e!
zay sisa ve ky no iafarantsika
Souvenir2 e!
Ilay fitiavana indro toa mangatsika.
.
Tena jamba ny fo tsy nahalala zay nisy e
Tany ambadika any x2
Ilay olona namadika ahy nefa indrisy e
Hay lay vadiko ihany x2
REF(…)
Naratra mafy aho tanilanao
F’anketriny ahn efa manam-baovao!
hummm
.
REF (…)
.
PAROLE PAR Safidy English