Souvenir

Tarika Vala'art

Souvenir


Ref: Izao anio izao: horaketiko an-kira
Ho marika fa tianay ianao
Iza anio izao: ho ataoko souvenir
Tsy hiala mandrakizay ao amponao


1- Fa teto izaho sy no niaraka nikalo
Teto izaho sy ianao ko nampiara-peo
Koa andeha raiso indray ny gitaranao izao
Andao hamerina ny fiarahana hatrizay


Ref: Izao anio izao…


2- Fa teto ny akama no niaraka nirevy
Tsy nifankafoy toy ny mpirahalahy
Nandalo teny hoeny ireo taona nifanesy
Indreto hatrany isika niombom-panahy


Pont: Fa ny lalana nizorana hatrizay
Nifandimby teny ny ratsy sy ny soa
Nifampizara hafaliana dia niaraka nitsiky
Nifankahery raha sendra tojo manjo


Ref: Izao anio izao…


A/C: Fidy Art Niaina
Arr: Jo Sia (Nas)
Gadona: Country


·