Sora-piankohonana

Iraimbilanja

Sora-piankohonana


Tamin’izay andro izay, nifanena tampoka izahay
Saika hivily làlana izy angamba, nody tsy tsy nahita sy tsy te hahalala
Nantsafaiko narahabaina, zara fa namaly, hitako hoe nalaina
Nohatoniko izy, tsy afaka niala, nosahirana mitantana ireo zaza


Ay tokoa moa nisy ny taloha, ialako tsiny avokoa
Noheveriko fa hoe kilalao, niniana natao



Ts’isy sora-piankohonana, tsy zanaky ny fiangonana



NSCorp.


·