Solika sy Aina

kiady

Solika sy Aina


Vohaiko isanandro idiranao ny foko
Ny fiadanana omenao ahy inoako
Ireo toetra tsy mendrika omaly hifonako
Ny hasambatra anao no tondrozotra hizorako


Fo sy toetra vaovao atolotro anao
Omeko anao manontolo ka hanjakao
Fahasambarana azo antoka ny an-tratranao
Isanandro,isanora,isaminitra
hokoloina Ilay fitia tsy ho ritra
Ref:
Tsy haiko intsony ny miaina tsy misy anao
Ianao no solika sy aina mamelombelona ahy izao
efa fantatrao fa tiako ianao,fa haveriko ombieny
Izay hoataoko mbola ho tsapanao, satria tsy ho ampy ireo teny


Toriako isanandro ny fitiavako anao
Tsy hoe akory fahazarana, na fomba fanao
Fa mampatsiro ny fianana izay fy ifalianao
Ka tena ho ataoko zay rehetra rehetra azoko atao


Ref:


·