SOLI DEO GLORIA
Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
SOLI DEO GLORIA
Ny voninahitra ho an’Andriamanitra
1ère voix:Atolotray ho Anao ry Ray
Ny voninahitra mandrakizay
Ho anao ry Ray
2ème , 3ème voix: Atolotray ho anao ry Ray ny voninahitra
Ny voninahitra ho anao ry Ray mandrakizay
Indro atolotray ho anao ry Ray
Fa Tompo sy mpanjaka mahery tokoa
Ianao Jehovah tompo ô
Mpanjakan’ny mpanjaka
Sy Tompon’ny tompo
Ka mendrika isaorana
Haleloia! haleloia
Haleloia! Amen!