SOA FA TEO IANAO JESOA

Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)

SOA FA TEO IANAO JESOA


1_TompĂ´ tsy misy miafina
eo imasonao ireo
Lalan-tsarotra izay diavinay
Aza avela ho ketraka sy
kivy an-dalana
Tafio hery, tolory tanana


2_Na dia maro aza ireo
Izay manenjika anay
Dia tsy ampihemotra izany dianay
Tahio hatrany hiray fo
hiombona tokoa
Handresy raha ho avy ny manjo


Ref :
Na dia sarotra sy mafy izay lalana
Toa mahery ny tafihotra
Mitady hisakana
Dia teo foana ianao
Nomba sy nitahy
Ka tsy mba manan’ahiahy.


·