Soa

JEANNOT

Soa


Hizotra mba ho aiza moa nefa eo ihany tsy mankaiza
Nivezivezy teny foana aho aho tsy hita ihany mba ahoana
Mba niezaka ny hitrĂ ka anie aho tsy hita ihany hoe mba tafarina
Ireo fandrika no mila mahafanina


Soa fa nisy anao mba niaraka nitotototo
Hiaraka eny foana isika roa , ianao koa anie tsy foiko
Soa fa nisy anao, mpanoro ahy ireo tsy nety
Tsy navelanao ho irery anie aho


Dia nanjeninjeny, avy eo nandany ny andro lava
Nihafiako foana foana teny, tonga ihany ny anjara
Raha lavo am-pandehanana aho, ankehitriny aho vao mitrĂ ka
Veloma ralatsalatsa


Soa fa nisy anao mba niaraka nitotototo
Hiaraka eny foana isika roa
Ianao koa anie tsy foiko
Soa fa nisy anao mpanoro ahy ireo tsy mety
Tsy navelanao ho irery anie aho


Soa fa nisy anao mba niaraka nitotototo
Hiaraka eny foana isika roa, ianao koa anie tsy foiko
Soa fa nisy anao mpanoro ahy ireo tsy mety
Hiaraka eny foana isika roa mandrakizay


·