Soa
AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)
Soa
- Soa ero ny miaraka Aminao Jesoa aa
Tsa misy ny mampagnahy fa de lazaiko
Ko hivehivemikarogna aia koa a
Anoa ‘sika aby, aia koa ro ahita ?
REF :
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa aa
Soa e, ( agnay tsa mba hiala koa )
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa a a
Leky ny rah aby manahirana
Fe ny tena faly, fa tsa sahirana
( x2 )
…….Instru……..
- Agnao eroa ro tiagnay halala a
Moa agnao ve vana misalasala
Tapao ny hevitsao fa aza miandry koa
Anoa ‘sika aby hiaraka @ Tompo
REF :
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa aa
Soa e, ( agnay tsa mba hiala koa )
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa a a
Leky ny rah aby manahirana
Fe ny tena faly, fa tsa sahirana
( x2 )
Anaaa, isaorana anie Andriamanitra nanome antsika izao andro androany izao, koa agnay niavy eto e manasa anao, magnenga anao,
Anoa ero isika anompo an’Andriamanitra ‘zao fa rah soa ro miaraka amin’Azy, koa agnay e faly mankasitraka mankatelina, ko misaotra indrindra tompoko รด !
.......Instru........
Soa e, Soa soa a
Soa e, rah soa a
Soa e, anoa hery
Soa e, Soa soa a
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa aa
Soa e, ( agnay tsa mba hiala koa )
Soa e, ny miaraka Aminao Jesoa a a
Leky ny rah aby manahirana
Fe ny tena faly, fa tsa sahirana
Leky ny rah aby manahirana
Fe ny tena faly, fa tsa sahirana