Sipa be vinany

zovy

Sipa be vinany


Isanandro izao ianao dia alimbe vao mody
Mivoaka ny trano mandeha mibalady
Tsy miraharaha, tsy mivaky loha, ouh
Ny hirevy ihany izay no ao an-doha


REF:
Izay ny fiainanao, hatramizao
Tsy mety miova fa manimba tena
Sipa be vinany e, oai oai oai eee
Fanetry be ny tany e, oai oai oai eee
Sipa be vinany e, oai oai oai eee
Misy manontany e, an an an


I dada sy i neny ary tsy mahalala
Hoe ny zanany aty misary adala
Misotrosotro, mifokafoka
Rehefa afa-po dia mandeha miloka


REF*2 :
Izay ny fiainanao, hatramizao
Tsy mety miova fa manimba tena
Sipa be vinany e, oai oai oai eee
Fanetry be ny tany e, oai oai oai eee
Sipa be vinany e, oai oai oai eee
Misy manontany e, an an an


·