Sehatra
Rija Rasolondraibe
Sehatra
Raiso ho Anao ny sehatra Jesosy ô!
Fa raha izaho dia natao ho fiderana Anao
Fiv:
N’inoninona holazaiko,
N’inoninona ho hiraiko
Afeno aho dia misehoa Ianao.
Ny voninahitra Tompo ô,
Raiso fa mendrika Anao
Dia ataovy Tompo ô, izay tianao atao
Fiv:
N’inoninona holazaiko,
N’inoninona ho hiraiko
Afeno aho dia misehoa Ianao.
Ny voninahitra Tompo ô,
Raiso fa mendrika Anao
Dia ataovy Tompo ô, izay tianao atao
Dia ataovy Tompo ô!
Dia ataovy Tompo ô!
Dia ataovy izay sitraky ny fonao
Dia ataovy Tompo ô!
Dia ataovy Tompo ô!
Ataovy araky ny haben’ny famindram-ponao
Ny voninahitra Tompo ô!
Raiso fa mendrika Anao
Dia ataovy Tompo ô, izay tianao atao