Satria tiako ianao

Johan blouts

Satria tiako ianao


~SATRIA TIAKO IANAO ~


Reo toky nifanomezana
Ankehitriny izao vetesiko a!
Ho anao hatrany hatrany
Ka na ho mora na ho sarotra na ho sarotra
Dia izaho eto ihanyyy
Mandray ny tananao aho
Hanamafy indray ireo voadiko aho
Sy ireo dina izay natao
Ka io ny aina no mametra
Sanatria tsika hifandao


Kaloiko anaty mozika
Iriako hamiratra ny antsika
Ilay fisinao
Dia fahasoavana ho ahy


Masoandro mibaliaka a!(masoandro mibaliaka a!)
Ilay tsikinao mahatoraka ny tara_masoandro
Ka indro aho,raiso anao
Herin’ny fiainako ianao


Raha androany aho hitanisa (androany aho hitanisa a)
Tsy ho ritra maro an’isa
Reo nodiavitsika sy ianao
Malala a!?moa ve mba fantatrao !


Hey!Hey!Hey! Satria tiako ianao ouh
Hey!hey!hey!ouaaaaaa ahhh anhhh


Reo toky nifanomezana
Ankehitriny izao vetesiko a!
Ho anao hatrany hatrany
Ka na ho mora na ho sarotra na ho sarotra
Dia izaho eto ihanyyy
Mandray ny tananao aho
Hanamafy indray ireo voadiko aho
Sy ireo dina izay natao
Ka io ny aina no mametra
Sanatria tsika hifandao


Reo toky nifanomezana
Ankehitriny izao vetesiko a!
Ho anao hatrany hatrany
Ka na ho mora na ho sarotra na ho sarotra
Dia izaho eto ihanyyy
Ka io ny aina no mametra
Sanatria tsika hifandao


·