SAROBIDY

IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka

SAROBIDY


SAROBIDY


Sarobidy amiNao aho ry Jesoa
Ny Ainao mihitsy no nafoiNao ho ahy
Mangidy indrindra izany nalatsa-drà
Olo-marina tsy mba nanota
Kanefa nilahatra tamin’ny jiolahy


Ô Aiza ianao, tadidinao ve?
Kristy anie maty noho ny helokao


(IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)


·