SAMBATRA 'ZAY MATOKY ANAO

AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)

SAMBATRA ‘ZAY MATOKY ANAO


Sambatra e, ‘zay matoky Anao
Mandry tsisy ahiahy @‘zay rehetra atao
‘Zay manetry tena asandratrao tokoa
Omenao harena tsy loa
Miavaka e miaraka @ Jesô
Na misy manjo lavitry ny sento ô
Ka na misy loza miaro anao Izy
Jesô mihitsy koa be fitia


Iza moa mahalala ny am-pitsony ?
‘Zay rehetra hitranga @ fiainany
Fa Ianao no mahay ‘zay hiafarana
‘Zah tsy miala Aminao


REF :
Sambatra e ‘zay matoky Anao
Miavaka e ( ny ) miaraka Aminao
Sambatra e ‘zay matoky Anao ôô
Miavaka e ( ny ) miaraka Aminao


                          .... Instru......


Sambatra e ………..


Iza moa mahalala………


REF :
Sambatra e ‘zay matoky Anao
Miavaka e ( ny ) miaraka Aminao
Sambatra e ‘zay matoky Anao ôô
Miavaka e ( ny ) miaraka Aminao


                       .... Instru......


Iza moa mahalala ny am-pitsony ?
‘Zay rehetra hitranga @ fiainany
Fa Ianao no mahay ‘zay hiafarana
‘Zah tsy miala Aminao


REF : x2
Sambatra e ‘zay matoky Anao
Miavaka e ( ny ) miaraka Aminao
Sambatra e ‘zay matoky Anao ôô
Miavaka e ( ny ) miaraka Aminao


·