SAMBATRA NY MATOKY ANAO

SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA

SAMBATRA NY MATOKY ANAO


Sambatra Tompo ny fo izay matoky Anao
Tsy mba manana ahiahy,
Na inona atao
Mino sady manana fanantenana
Tsy mba mierikerika satria
Manana Anao Jesoa ilay toky tsy mandao


Hatramin’izay niarahako taminao
Sahiko Tompo, ny milaza fa
Tsy mbola nanenina aho
Eny ekeko mety misy fisedrana
Nefa ho’aho
Sambatra Tompo รด ny foko fa
Mahatoky Anao


·