SAMBATRA NY FO 0164
BOKIN-KIRA FIDERANA
SAMBATRA NY FO 0164
SAMBATRA NY FO
Sambatra ny fo izay matoky
An’Andriamanitra,
Fa ny fiadanan-tsaina
No manapitra ny andronay
Fa ny fiadanan-tsaina
Sy ny haravoam-panahy
No manapitra ny andronay
Sambatra ny fo izay matoky
An’Andriamanitra,
Fa ny fiadanan-tsaina
No manapitra ny androny
Esory ny ahiahy ao anatinao,
Fa io no fefy misakana ny dianao,
Sambatra ny fo izay matoky
An’Andriamanitra,
Fa ny fiadanan-tsaina
No manapitra ny andronay
Avelao ny ota fa manimba anao
Ka ajanony hatramin’ny anio
Sambatra ny fo izay matoky
An’Andriamanitra,
Fa ny fiadanan-tsaina
No manapitra ny andronay.