Sambatra aho manana Anao

Antsafi

Sambatra aho manana Anao


Noho ny fitiavana ry Tompo ô!
latsa-paka ato anatiko Ianao
Ny eo akaikinao no mahatsara ahy
Ka mambabo fanahy


Sambatra aho manana Anao
Mitoetra ao anatiko ao
Fa ny fitiavanao Ray
No fiainako mandrakizay
Fiainanko mandrakizay


Noho ny fitiavanao ry Tompo ô!
Tiako ny androko iderako Anao
Tiako ny hitoeranao ato am-poko
Manaiky aho anjakao


    Sambatra aho manana Anao

Mitoetra ao anatiko ao
Fa ny fitiavanao Ray
No fiainako mandrakizay
Fiainanko mandrakizay


·