SAMBATRA AHO
ANTOKO MPIHIRA FEO MAMY
SAMBATRA AHO
Sambatra aho nanana Anao
Tompo tokana tsy mba mandao
Mitantana sy miahy ny fiainako
Ka n’aiza n’aiza no misy ahy
Eo foana Ianao momb’ahy sy miahy
Mikolokolo mitaiza ny aram-panahy
…Very aho angamba raha ilaozanao
Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
Tsy afaka an-dalana aho raha tsy
tantananao
Very aho angamba raha ilaozanao
Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
Ataoko ahoana e,ny miaina raha tsy misy
Anao
Very aho...