SAMBASAMBA ZANAHARY
STK FJKM Ambatomena Antananarivo
SAMBASAMBA ZANAHARY
Sambasamba, Sambasamba, Zanahary
Sambasamba, Zanahary
Ka Sambasamba, Zanahary
Tamin’ny nampidinanao
Ny Zanakao, malalanao,
Ny nampidinanao
Ny Zanakao, malalanao,
Mba hisolo ny helokay.
helokay mpanota
Mba hisolo ny helokay.
ny helokay
ny helokay
Sambasamba, Zanahary
Tamin’ny nampidinanao
Sambasamba, Zanahary
Tamin’ny nampidinanao
Sambasamba, Zanahary
Tamin’ny nampidinanao
Ny Zanakao malalanao,
Mba hisolo ny helokay
ny helokay
ny helokay