SALAMO FARANY

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

SALAMO FARANY


Haleloia midera, midera an’Andriamanitra
Amin’ny fitoerany masina
Haleloia midera, midera Azy
Amin’ny habakabaky ny heriny


Midera Azy (x2)
Amin’ny habakabaky ny heriny, noho ny asany lehibe
Ny haben’ny voninahiny, amin’ny fitsofana ny anjomara
Amin’ny valiha, amin’ny lokanga
Amin’ny aponga ary amin’ny dihy
Amin’ny valiha, amin’ny lokanga
Amin’ny aponga tapaka, amin’ny kipantsona


Ny zava-maneno tendrena sy sodina
Ary ny kipantsona tsara feo
Amin’ny valiha, amin’ny lokanga
Amin’ny aponga ary amin’ny dihy
Aoka izay rehetra manam-pofon’aina
Samy hidera an’i Jehovah (x3)


Midera an’i Jehovah (x6)
Midera an’i Jehovah, an’i Jehovah
Midera an’i Jehovah


·