Salamo 133
GAFLI
Salamo 133
Endrey, tsara sy mahafinaritra
Raha ny mpirahalahy no miara-monina
Fa voadidin’i Jehovah ho eo ny fitahiany
Dia fiainana ho mandrakizay.
Tahaka ny diloilo amin’ny loha
Izay mitsororoka amin’ny somotra
Dia ny somotr’i Arona
Izay mitsororoka amin’ny tongotr’akanjony
Tahaka ny ando any Hermona