Salamo 1

Ndriana Ramamonjy

Salamo 1

Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin’ny fisaian’ny ratsy fanahy
Sambatra ny olona izay tsy mijanona eo amin’ny falehan’ireo mpanota
Sambatra ny olona izay tsy mipetraka eo amin’ny fitoeran’ny mpaniratsira
Fa ny lalàn’I Jehovah no sitrany

Fa ny lalàn’i Jehovah ihany no saininy andro aman’alina
Tahaka ny hazo izay ambolena eo amoron’ny rano izay velona
Izay mamoa amin’ny tena fotoany, ny raviny koa tsy halazo
Ary ny asany koa lavorary oh! oh!

Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin’ny fisaian’ny ratsy fanahy
Sambatra ny olona izay tsy mijanona eo amin’ny falehan’ireo mpanota
Sambatra ny olona izay tsy mipetraka eo amin’ny fitoeran’ny mpaniratsira
Fa ny lalàn’I Jehovah no sitrany

Tsy toy izany ny ratsy fanahy izay akofa aelin’ny rivotra
Ny fitsarana sy ny fiangoanan’ny marina tsy hainy hijanonana
Jehovah mahalala ny làlan’ny marina, fa izy ho ratsy fonenana
Ho any amin’ny fahaverezana a! a!

·