Saino ihany
Jacquis Randria feat Njara Marcel
Saino ihany
Haiko tsy izaho ilay bandy notadiavinao
Ho very aho raha hanantena ny momba anao
Hiaraha-malala ianao fa tsy mba zatra nihafy e
Efa zatra nilangolangona tamin’ireo fiara be
Haiko tsy izaho ilay bandy notadiavinao
Ho very aho raha hanantena ny momba anao
Hiaraha-malala ianao fa tsy mba zatra nihafy e
Efa zatra nilangolangona tamin’ireo fiara be
Raha bandy tsy afaka ialahy tsy ho jereny
mihintsy na segondra vitsy e
Mamiratra ianao fa tsy tsara e
Madio ivelany fotsiny fa ny anatinao maloto
Mamiratra ianao fa tsy tsara e
Ka mba lanjalanjao fa mbola ho antitra eny
ihany
Haiko f’izaho lay bandy tsy mety aminao
Tsy manam-bola aman-karena hanambazana
anao
Zavaboary tsara voatra nefa potika sy loaka
Mahamenatra mamoafady tsy faseho imasom-
bahoaka
Raha bandy tsy afaka ialahy tsy ho fantany
mihintsy na hitsiriritra eo
Mamiratra ianao fa tsy tsara e
Madio ivelany fotsiny fa ny anaty fo maloto