Saino ihany
Jacquis Randria feat Njara Marcel
Saino ihany
Haiko tsy izaho ilay bandy notadiavinao
Ho very aho raha hanantena ny momba anao,
Iaraha-mahalala ianao fa tsy mba zatra niafy e! eh!!, han! anh!
Efa zatra nilangolangona tamin’ireo fiarabe. (X2)
Raha bandy tsy afaka elah
Tsy ho jereny mihintsy
Na segondra vitsy e! eh!
Mamiratra ianao fa tsy tsara e! eee!!! eee!
Madio ivelany fotsiny fa any anatinao maloto, ôô! hô!
Mamiratra ianao fa tsy tsara e! eee!!! eee!, ooh! ooh!!
Ka mba lanjalanjao fa mbola ho antitra eo ihany.
Eeah!!!, eeah!!!….
Haiko f’izaho ilay bandy tsy mety aminao,
Tsy manambola aman-karena anambazana anao, hm! hmm!
Zava-boary tsara voatra nefa potika loaka;
Mamenatra mamoha-fady tsy faseho amasom-bahoaka.
Raha bandy tsy afaka elah
Tsy ho fantany mihintsy
Na hitsiriritra e! eo!
Mamiratra ianao fa tsy tsara e! eee!!! eee!
Madio ivelany fotsiny fa any anaty fo maloto, hmm! hm!
Mamiratra ianao fa tsy tsara e!! he! ha! han!!, ooh! oh!!
Ka mba lanjalanjao fa mbola ho antitra eny ihany.
Eeah!!!, eeah!!!….
Raha bandy tsy afaka elah
Tsy ho jereny mihintsy
Na segondra vitsy e! eh!
Mamiratra ianao fa tsy tsara e!, tsy tsara e!
Madio ivelany fotsiny fa any anaty fo maloto,
Mamiratra ianao fa tsy tsara e! tsy tsara e!
Mba fantaro ny tsara eieh!
Ka mba lanjalanjao fa mbola ho antitra eo ihany…