Saingy tsy foinao

Bessa

Saingy tsy foinao


SAINGY TSY FOINAO


Taiza moa ’zahay Jeso ô!toy izao
Raha nilaozanao noho ireo otanay


Fa hoy ianao hoe

Tsy maintsy hijaly ianao
Ary ho faty nohon’ny ota
Karehefa tonga ,rahafaka hateloana
Dia hitsangana
Nisy tsy nety nino
Nisy tsy nanampo
Kanjo tanterakao ilay teny
Zay norenao

Taiza moa ’zahay Jeso ô!toy izao
Raha nilaozanao noho ireo otanay
Saingy tsy foinao, Jeso ô! izahay
Fa navotanao hody soa indray


Ankehitriny 

Vita izay ny avotra
Ary tontosa ny famonjena
Tsy naharesy ilay maherinay
Ny fahafatesana
Saingy mbola malemy
Sy kanosa izahay
Mbola tsy sahy mijoro
Ka todiho sy jereo


Tonony: Bessa
Rindra: Bessa

·