SAFIDIM-PITIA

HARIMANITRA

SAFIDIM-PITIA


Tsy rediredy sanatria raha mivoady ny ho doria
Hikambana ho iray
Izao andro anio izao no hanamafisako aminao
‘Lay tena fitiavana (x2)


Refrain: hiara-dia hiara-hiriharia
Fa ef resinao tanteraka
Hifankatia hifanohana am-pitia
Na amin’ny mora na ho sarotra
Ho sambatra tokoa satria hifanasoa
F’efa nikambana ho iray
Hifankatia hifanohana ho doria
Safidim-pitia


Ilay Ray ao ambony no hitantana sy hiaro
‘Lay fitia tsy azo hafangaro
Ka ianao no tokiko ary izaho ho handrinao
Hifamelona hifampiaro


Refrain: hiara-dia hiara-hiriharia….


·