Safidiko
Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)
Safidiko
Sitrako Ray รด ny ho zanakao
Ho tia sy hankato ny didinao
Sitrako Jesoa ny ho toa Anao
Handia ny lalana nizoranao
Sitrako Fanahy ny ho tefenao
Ho tonga tempolinao masina
Ou ou ou ou
Tsy an-tery izany fa safidiko