RY ZIONA
STK FJKM Ambatomena Antananarivo
RY ZIONA
Ny hiranao aoka hanako ry Ziona ô !
Fa terak’ao ny Tomponao
Ny antemanao ry tanana ‘zay maminay
Hanenika izao tany izao
Ry Ziona ô !
Lazao fa efa terak’ao
Imanoela Mpanjakanao
Ny lanitra sy ny tany
Dia ho faly hiarak’aminao
Ry Zionanay ô !
Ny antemanao ry tanana ‘zay maminay
Hanenika izao tany izao
Edena simba efa havaozina aminao
Aingao anio ny hiranao
Ny fifalianay anie ho mandrakizay
Fiadanana ao anatinay
Ry Ziona ô !
Lazao fa efa terak’ao
Imanoela Mpanjakanao
Ny lanitra sy ny tany
Dia ho faly hiarak’aminao
Ry Zionanay ô !
Ny fifalianay anie ho mandrakizay
Fiadanana ao anatinay
Ry Ziona ô
Lazao fa efa terak’ao
Imanoela Mpanjakanao
Ny lanitra sy ny tany
Dia ho faly hiarak’aminao
Ry Zionanay ô !
Ny fifalianay anie ho mandrakizay
Fiadanana ao anatinay